|
|
|
|

Teny iditra1  vola kizo
Singan-teny  2 vola, 3 kizo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny vola ariary. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 argent précieux. Appellation générale de la pièce de cinq francs. [2.415]
Ohatra  7  Ary ny vola kizo roa ambinifolo hampiako roa ambinifolo hafa. [2.508]
Voambolana  8  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12